Fahasalamana

CHU Anosiala Notoloran’ny Pr Blanche Nirina fampitaovana


  • Alarobia 29 Aprily 2020

Tonga nizara ny fahaiza-manao momba ny “5S-Standar de service” amin’ny fiatrehana ny coronavirus teny amin’ny CHU Anosiala ny ny Profesora Blanche Nirina Richard mivady omaly.

 

 

 

 

Nanolotra “tenue de travail » fanamiana hoenti-miasa 500 isa ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana eny amin’ny CHU Anosiala mba hanatsarana ny tolotra homen’ity hopitaly ity ireo marary, indrindra fa ireo tratry ny coronavirus. Tsiahivina fa minisitry ny fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa teo aloha Rtoa Blanche Nirina Richard.

Toky R

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT