• Zoma 17 Aprily 2020
Fahasalamana.Fenitra ara-pahasalamana Faha-86 maneran-tany i Madagasikara

Laharana faha-86 maneran-tany sy faha-7 aty Afrika i Madagasikara amin’ny mari-pandrefesana ny filaminana ara-pahasalamana maneran-tany na ny GHS ho an’ny taona 2019. Isa 40,6 no azon’ny firenena Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aprily 2020
Fahasalamana.Mariah Rakotondrabe Mpitsabo nentim-paharazana Ny evoka no fanefitra tsara indrindra

Nampiasa saina ny maro ny fihanaky ny aretina Coronavirus noho izy tsy mbola nahitàm-panafana hatreto.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aprily 2020
Fahasalamana.Malagasy Tsy zatra manara-maso ny fahasalamany

Tsy hoe vao izao ihany fa efa hatrizay mihitsy ny malagasy no tsy marisika firy hanao fizaham-pahasalamana eny amin'ny dokotera na toeram-pitsaboana.Rehefa tena hoe marary vao mankany amin'ny dokotera,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aprily 2020
Fahasalamana.Olona mitsirara eny an-dalambe Mahalasa saina ny maro

Mampametra-panontaniana ny maro ihany ny fahitana ireo karazan’olona mitsirararara eny rehetra eny tato ho ato izay.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 09 Aprily 2020
Fahasalamana.Minisitry ny fahasalamana Nijery ifotony ny fanofanana ireo biôlojista

Nidina ifotony nijery sy nanadihady ny fomba fiasa eny amin’ny Institut Pasteur de Madagascar (IPM) ny Minisitry ny fahasalamana, Pr Ahmad Ahmad, omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Aprily 2020
Fahasalamana.Andrana amin’ny vaksinin’ny Coronavirus Mbola tsy miditra amin’izany i Madagasikara

Niteraka resabe ny mikasika ny vaksiny hiadiavana amin’ny Coronavirus, ka ao anatin’izany ilay hoe aty Afrika no hanaovana fanandramana voalohany.

Hamaky ny tohiny
FTT