- Sabotsy 11 Aprily 2020
Fahasalamana.Olona mitsirara eny an-dalambe Mahalasa saina ny maro
Mampametra-panontaniana ny maro ihany ny fahitana ireo karazan’olona mitsirararara eny rehetra eny tato ho ato izay.
Hamaky ny tohinyMampametra-panontaniana ny maro ihany ny fahitana ireo karazan’olona mitsirararara eny rehetra eny tato ho ato izay.
Hamaky ny tohinyNidina ifotony nijery sy nanadihady ny fomba fiasa eny amin’ny Institut Pasteur de Madagascar (IPM) ny Minisitry ny fahasalamana, Pr Ahmad Ahmad, omaly maraina.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe ny mikasika ny vaksiny hiadiavana amin’ny Coronavirus, ka ao anatin’izany ilay hoe aty Afrika no hanaovana fanandramana voalohany.
Hamaky ny tohinyNa dia ireo firenen-dehibe nandalovan’ilay tsimok’aretina coronavirus aza dia tsy nahavita nizara maimaim-poana arovava ho an’ireo olona rehetra ao aminy.
Hamaky ny tohinyEfa manana fanafody fitsaboana ireo aretina mitovy soritraretina amin’ny Coronavirus hatramin’ny taona 1991 i Madagasikara, raha ny fanazavana avy eo anivon’ny foibem-pirenena fikarohana sy fampiharana ireo voka-panafody eto Madagasikara na ny CNARP.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo olona marary na mila fitsaboana maika lasa mijanona an-trano tsy fidiny amin’izao noho ny tahotry ny coronavirus.
Hamaky ny tohiny