- Alakamisy 26 Martsa 2020
Fahasalamana.Fanajana elanelana 1 metatra Tena manahirana ihany
Manankery amin'ny fihiboana "confinement" ao an-trano ve ny tokony hisian'ny elanelana 1 metatra isan'olona ?
Hamaky ny tohinyManankery amin'ny fihiboana "confinement" ao an-trano ve ny tokony hisian'ny elanelana 1 metatra isan'olona ?
Hamaky ny tohinyMivoatra hatrany ny antontam-baovao mahakasika ny valan’aretina coronavirus eto Madagasikara. Tamin’ny 60 nanaovana fitiliana dia ireo natoka-monina sy nifampikasoka taminy, dia ny 2 tamin’ireo no voamarina fa misy ny tsimok’aretina coronavirus.
Hamaky ny tohinyTsy eto an-drenivohitra ihany fa dia manomboka mihorohoro ny fiparitahan` ny Coronavirus fa ny any amin` ny faritra manerana ny nosy. Ireo mpandeha avy any Frantsa no tena lasibatra tato ho ato. Tany Belo sur Mer, ohatra dia vazaha vavy, mpitantana hotely ao an-toerana, tonga tany an-toerana ny zoma lasa teo no ahiahin` ny mponina. Isan’ireo mpandeha tamin’ny sidina faramparany avy any Frantsa ity vahaza ity no nidina aty amin’ny Faritra Menabe ary tonga ao Belo sur Mer.
Hamaky ny tohinyNanao fanambarana ny minisitry ny varotra sy ny fanjifana omaly fa hisy orinasa hamokatra tapim-bava na “masque” miisa 400.000 hanampy amin’ny fiatrehan’i Madagasikara ny Covid19.
Hamaky ny tohinyMazava ny nambaran’ny filoham-pirenena, hoy ny sekretera jeneralin’ny faribolam-pandinihana miozolimanina, Moussa Soalihy, raha naneho ny heviny mikasika ny fihanaky ny valan’aretina COVID19 eto Madagasikara ankehitriny.
Hamaky ny tohinySarotsarotra tato ho ato ny fahitan-tory, samy malahelo, samy mitaintaina, samy matahotra ny aretina COVID-19 taorian` ny fanambarana fa misy tranga voamarina eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny