Fahasalamana

Zavamaniry avadika ho fanafody Miaraka miasa ny HAFARI sy ny ASTRAM


  • Alarobia 29 Aprily 2020

Miezaka manandratra hatrany ny vita Malagasy ny fikambanana Hafari Malagasy, tarihin-dRafanomezantsoa Jean Nirina.

 

 

 Hiaraka hiasa amin’ny ASTRAM izy ireo manomboka izao, fikambanana iray mifototra amin’ny fikarohana ireo zava-maniry eto Madagasikara havadika ho fanafody mampitombo ny hery fiarovana sy manasitrana. Ny fikambanana no handray an-tanana ny fivarotana izany, raha ny ASTRAM kosa no mpamokatra azy izay miainga avy any Farafangana. Raha araka ny tafa nifanaovan’izy ireo tamin’ny mpanao gazety omaly dia ny ravintsara sy ny kininim-potsy no akora fototra hampiasain’ny ASTRAM. Ankoatra ny menaka fanosotrona araka izany dia hamokatra karazam-panafody maro loha izy ireo hanampiana ny vahoaka Malagasy amin’izao ady hatao amin’ny coronavirus eto amintsika izao. Tsiahivina moa orinasa lehibe mijoro ara-dalana ny ASTRAM.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT