• Zoma 27 Desambra 2019
Fahasalamana.Aretina habokana 2 000 isan-taona no mbola voany eto amintsika

Ny taona 2006 ny sampandraharahan’ny Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana (OMS) no nanambara fa tsy anisan’ny olan’ny fahasalamam-bahoaka maneran-tany intsony ny habokana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Novambra 2019
Fahasalamana.Edito Haingo ambony tsikoko lava

Hifarana ity ny fampielezan-kevitra. Hiroso amin’ny fifidianana isika rahafakampitso. Samy nanao izay ho afany nanao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Novambra 2019
Fahasalamana.Fahasalamana 4403 ireo olona voan’ny SIDA eto Madagasikara

Raha 631 ireo olona fantatra fa nitondra ny tsimok’aretina Vih/SIDA teto amintsika tamin’ny taona 2010 dia efa tafakatra 4.403 izany tamin’ny taona 2018 farany teo Mitombo isa hatrany ireo olona voany saingy vitsy ireo mbola fantatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Novambra 2019
Fahasalamana.Hopitaliben’Androva- Mahajanga Velon-taraina ny mana-marary

Tsy misy azo ilazana azy ho hopitalim-panjakana ny ao amin’ny hopitaliben’Androva ao Mahajanga ao raha ny fitarainan’ny renim-pianakaviana iray niara-niala sasatra tamin’ny fianakaviany tao amin’ity renivohitr’i Boeny ity.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 25 Oktobra 2019
Fahasalamana.Areti-mifindra Olona 5 matin’ny pesta

Miseho hatrany izao karazana loza sy fahasahiranana samihafa izao. Raha ny tatitra azo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Septambra 2019
Fahasalamana.Fahasalamana Miha mahazo vahana ny aretin’ny taovam-pisefoana

Ny aretin’ny taovam-pisefoana no nisongadina, nanomboka amin’ny sery madinidinika sy kohaka, tao anatin’ny ririnina, raha ny fanazavan’ny dokotera Fidy Bariniaina, mpitsabo etsy Manjakaray.

Hamaky ny tohiny
FTT