Fahasalamana

Fahasalamana Mihiboka hatramin'ny mpanao raokandro


  • Alatsinainy 04 Mey 2020

Vahinin'ny namana mpanao gazety iray tao amin'ny ambanimaso tsy hita ny mpanao raokandro Malagasy i Jessica monina eny mandrosoa Ivato.

 

 

 

 

 

 Nambarany fa misy fanambinana manokana na don ny fanaovana azy io. Ho azy dia ny rano voajanahary no manampy ny hasiny. Natao hanasitrana aho fa tsy natao hamosavy,hoy izy. Nahatsikaiky fa mahalany 5kg isaky ny misakafo izy mivady amin'izao fotoana fihibohana izao,tsy misy asa fa ao an-trano dia misakafo. Matanjaka tsara ary mpanao rugby izy. Arak'izany dia hatramin'ny mpanao raokandro no mandalo fahasahiranana satria tsy mahazo mivoha izy ireny ka lasa be ny tsy an'asa.

Rabeso

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT