Fahasalamana

Midongy Atsimo Zaza 4 matin'ny tazomoka


  • Alakamisy 07 Mey 2020

Ny faritra atsimon` ny nosy no tena mizaka ny mafy amin` ny aretina tazomoka. Mandripaka tanteraka izany amin` izao na dia mahavaivay ny aretina Covid-19.

 

 

 Tena mahita faisana ny distrika Midongy Atsimo ho ny depote any an-toerana ka kaominina efatra toa an` i Midongy sy Ankazovelona izay tena ahitana izany aretina izany. Zaza 1 hatramin` ny 14 taona no tena tratra ka 4 no maty hatreto. Nilaza hatrany ny depiote voafidy tao amin` ity distrika ity fa manao izay fomba rehetra hamonjena ny vahoaka. Efa nisy ny fangatahana nataony hihaona amin`ny minisitry ny fahasalamana saingy ny tsy fisian` ny fotoana dia manaitra ny fanjakana ny tenany mba hijery akaiky ny toe-draharaha any an-toerana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT