- Alarobia 29 Aprily 2020
Fahasalamana.Zavamaniry avadika ho fanafody Miaraka miasa ny HAFARI sy ny ASTRAM
Miezaka manandratra hatrany ny vita Malagasy ny fikambanana Hafari Malagasy, tarihin-dRafanomezantsoa Jean Nirina.
Hamaky ny tohinyMiezaka manandratra hatrany ny vita Malagasy ny fikambanana Hafari Malagasy, tarihin-dRafanomezantsoa Jean Nirina.
Hamaky ny tohinyTonga nizara ny fahaiza-manao momba ny “5S-Standar de service” amin’ny fiatrehana ny coronavirus teny amin’ny CHU Anosiala ny ny Profesora Blanche Nirina Richard mivady omaly.
Hamaky ny tohinyLazaina fa tsy ampy fanadihadiana sy tsy ampy fanaporofoana klinika akory ny tambavy COVID organics dia efa ampiasaina sahady ka hanerena olona na mpianatra, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena,
Hamaky ny tohinyTsy niova ny isan’ny olona tonga nanatona ny hopitalim-panjakana HJRA etsy Ampefiloha na dia eo aza ny fisian’ny tsimok’aretina coronavirus na ny COVID 19 .
Hamaky ny tohinyTsy dia marina loatra ny filazana fa mitarika aretin'ny voa ny fisotroana tambavy, hoy i Me Jhonny mpitsabo nentim-paharazany eny Mahitsy Lalam-pirenena faha-4.
Hamaky ny tohinyMbola tsy tena mivaha hatreto ny olana ara-pitaovana ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana.
Hamaky ny tohiny