• Zoma 22 Mey 2020
Fahasalamana.Tambavy CVO Nilamina ny resak'i Rajoelina sy ny OMS

Nahafapo ny resaka nifanaovana tamin'ny Tale jeneralin'ny OMS Dr Tedros Adhanom Ghebreyesus izay mankasitraka ny ezak'i Madagasikara amin'ny ady ataontsika amin'ny coronavirus, hoy i Andry Rajoelina Filoham-pirenena Malagasy ny alarobia teo

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Fahasalamana.Dengue An’arivony ireo marary ao Mahajanga

Raha saika any amin’ny ady amin’ny coronavirus avokoa ny mason’ny rehetra amin’izao dia fantatra fa mihamahazo vahana hatrany ny aretina Dengue ao Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Fahasalamana.Fitsaboana zaza Nahavitana boky mirakitra ny fomba fiasa

Namolavola ary nanolotra boky mirakitra ny "Protocoles : Urgences Pédiatriques et néonatales", miisa 3000, ny "Société Malgache de Pédiatrie" na "SOMAPED",

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Fahasalamana.Fanafody avy amin’ny artemisia Manomboka dinganin’ny firenen-kafa i Madagasikara…

Manomboka sesilany ny fikarohana miainga amin’ny artemisia manaraka ny dian’i Madagasikara. Raha firaisan-tsaina sy hambo-po Afrikanina no nafana teo aloha, dia manomboka misy misalovana i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 20 Mey 2020
Fahasalamana.Lehilahy nitsirara tetsy Besarety Matin’ny hanohanana sa valanaretina ?

Omaly tokony ho tamin'ny 5ora hariva sy 20 minitra no nisiana olona nitsirara tampoka voalaza fa maty tetsy Besarety. Efa tonga teny ny tompon'andraikitra nijery ifotony ny zava-misy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Fahasalamana.Ankazomanga Lehilahy iray sempotra sady torana

Lehilahy iray 62 taona no torana teny anoloan’ny Farmasia Ankazomanga omaly maraina tokony ho tamin’ny 8ora sy sasany. Sempotra ary nikohaka no nahitan’ny olona azy.

Hamaky ny tohiny
FTT