• Talata 26 Mey 2020
Fahasalamana.Fitsaboana tradisionela Malagasy Be mpitady any amin’ny Faritra

Ankoatra ny fitsaboana ny mpiray tanindrazana amin’ny alalan’ireo karazana zava-maniry haodina hanjary ho fanafody mahasitrana sy ny otra dia manome asa ireo tanora tsy an’asa eto amintsika ihany koa ny FITRAMA na ny Fitsaboana Tradisionela Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Mey 2020
Fahasalamana.CHU Morafeno Toamasina Nodimandry ilay mpitsabo voan’ny Covid-19

Olona roa no namoy ny ainy tao amin’ny Hopitaly manarapenitra, fitsaboana ireo mararin’ny Coronavirus omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Mey 2020
Fahasalamana.Mpianatra eny amin’ny anjerimantolo

sy mankasitraka ny hanohizana ny fampianarana "en ligne"

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Mey 2020
Fahasalamana.Sendikan'ny dokotera mpiasam-panjakana "Tsy afaka hanao sorona ny ainay izahay"

Naneho fiondrehana ny fiombonan’alahelo tamin'ny fahafatesan'i Dr Daniel, Lehiben'ny Tobim-pahasalamana Fototra an-drenivohitra ao Toamasina omaly tao amin'ny Hopitaly Morafeno Toamasina ny Sendikan'ny Dokotera Mpiasam-panjakana (SMédFM).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Fahasalamana.Fitsaboana nentim-paharazana Tafajora ara-dalàna ny FI.TRA.MA

Mijoro ara-dalana eto amintsika ny Fikambanan’ny Tradisionela Malagasy na ny FI.TRA.MA, miaraka amin’ny mpitsabo nentim-paharazana Rakotondranaivo Jean Pierre sy ny fikambanana HAFARI Malagasy,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Fahasalamana.Orinasa OFAFA Haverina hamokatra fanafody indray

Naverina amin’ny fanjakana ny tany sy ny toeram-piasan’ny OFAFA etsy amin’ny Zone Industrielle Forello Tanjombato,

Hamaky ny tohiny
FTT