• Alatsinainy 18 Mey 2020
Fahasalamana.Toamasina Feno marary ny hopitaly manarapenitra

Tena feno marary ankehitriny ny hopitaly manarapenitra CHU Morafeno ao Toamasina ka voatery novana ho toerana fandraisana an’izany indray ankehitriny ny « Foyer Canada », ahitana fandriana 50.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Mey 2020
Fahasalamana.Farmasiana eto Madagasikara Nanolotra 40 tapitrisa ar ho an'ireo toeram-pitsaboana

Nitondra ny anjara birikiny amin` ny fanampiana ireo toeram-pitsaboana mandray mararin` ny “coronavirus” ireo farmasianina eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2020
Fahasalamana.Fitsaboana Traditionnel Malagasy Miara-miasa amin'ny Hafari ny Dr Jean Pierre R

Tsy mpikambana ao intsony, efa lasa ao amin’ny FITRAMA Tsy mpikambana ao amin’ny FI ASTRAMA fitsaboana nentim-paharazana nisy azy nandritra ny 11 taona intsony dokotera Jean Pierre Rakotondranaivo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Fahasalamana.Hopitaly HJRA Natoka-monina ny mpiasan’ny Service Oncologie...

Marary iray avy tany Toamasina no niditra hopitaly ny alakamisy 7 mey teny amin’ny amin’ny Hopitaly HJRA ary maty 9 mey, raha ny vaovao azo. Mikatona 5andro izao ny Service Oncologie nisy azy, ka misy mpiasa sy marary arympiambina marary mihiboka tsy mahazo mivoaka ao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Fahasalamana.Aretina Dengue- Mahajanga Tafiakatra 1 212 ireo tranga voamarina

Mandripaka tanteraka ny aretina Dengue amin` izao fotoana izao. Miha-mavesatra ny tarehimarika teo anelanelan` ny 04 may hatramin` ny 10 may lasa teo satria tafiakatra 1 212 trangan'aretina Dengue voamarina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Fahasalamana.Fambolena ara-biolojika Famporisihana ireo tantsaha hiditra amin’ny sehatra matihanina

Notanterahan’ny solombavambahoaka omaly ny fandinihana sy fandaniana ny Volavolan-dalana laharana 010/2019 tamin’ny 28 novambra 2019 mikasika ny famokarana ara-biolojika (agriculture biologique) eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT