- Talata 12 Mey 2020
Fahasalamana.Fitsaboana amin’ny zavamaniry Tokony omena vahana hoy ny HAFARI Malagasy
Tokony omena vahana eto amintsika hoy Rafanomezantsoa Jean Nirina, filoha nasionalin’ny fikambanana Hafari Malagasy ny fitsaboana amin’ny alalan’ny zava-maniry.
Hamaky ny tohiny
