Fahasalamana

CHU Anosiala Tsy mandray afa-tsy ireo tena marary mafy


  • Zoma 03 Jolay 2020

Nanao fampahafantarana ny Hopitaly CHU Anosiala fa tsy afa-mandray afa-tsy ireo tranga voamarina fa tratry ny covid-19 sy ireo ahiana ho voa mampiseho soritraretina mafy na “forme sévère ou critique”.

 

 

 

 

 Noho ny ahiahy amin’ny kalitaon’ny fandraisana an-tànana eo anatrehan’ny fetra azon’ny hopitaly raisina an-tànana noho ny lafiny fampitaovana, dia nanome toromarika ireo mpiasan’ny fahasalamana mba hiantso mialoha ny handefasany ny marary any Anosiala ity Hopitaly isan’ny hitsaboana ireo voan’ny coronavirus ity.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT