• Alakamisy 11 Jona 2020
Fahasalamana.Faritra Atsinanana Nametrahana ivontoerana ara-pahasalamana manokana

Tonga nijery ifotony ny fametrahana ny ivon-toerana ara-pasalamana manokana momba ny fahamehana ara-pahasalamana ho an’ny faritra Atsinanana omaly ireo tomponandraiki-panjakana any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Fahasalamana.Fitsaboana nentim-paharazana Efa mahenika faritra maro ny FI.TRA.MA

Efa tena resy lahatra tanteraka amin’ny fitsaboan-tena amin’ny alalan’ny natoraly ny ankamaroan’ny Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2020
Fahasalamana.Krizy ara-pahasalamana Nandroso drafi-panarenana roa ny Praiminisitra

Mivonona hamoaka drafi-panarenana amin` ny krizy ara-pahasalamana, izay efa nanomboka roa volana lasa izay, ny governemanta Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Mey 2020
Fahasalamana.Dr Ratsimivony Jean Claude « Mila fitandremana ny fahasalamana rehefa ririnina »

Tafiditra tanteraka ao anatin’ny vanim-potoanan’ny ririnina isika ankehitriny, fotoana izay mampirongatra ireo karazan’aretina maro samihafa amin’ny andavanandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Fahasalamana.Betroka Niakatra 100 ireo matin'ny tazomoka

Miakatra miakatra hatrany ny isan'ny olona matin'ny tazomoka izay aretiny teny mamely mafy tokoa any amin'ny distrikan'i Betroka Faritra Anosy ankehitriny raha ny nambaran'ny depiote Nicolas Randrianasolo voafidy tany amin'ity toerana ity

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Mey 2020
Fahasalamana.Fadimbolana Mety hahafaty raha tratry ny mpisompatra

Rehefa tratry ny jijaka ny vehivavy dia tsy mijanona intsony ny fadimbolany,

Hamaky ny tohiny
FTT