Fahasalamana

Hopitaly CHU Anosiala Hiverina amin’ny laonina 7 volana aty aoriana


  • Talata 15 Septambra 2020

Ny zoma 4 septembrateo dia niroso tamin'ny fanadiovana faobe ny hopitaly ireo Mpiaramiasa eto amin'ny CHU Anosiala. Nofaranana tamin'ny firahamisakafo izany.

 

 

 

Nanomboka nandray ireo marary tsy mitondra ny tsimokaretina Covid-19 ny sampandraharaha rehetra ny 7 septambra ary hiverina hisokatra manomboka ny 15 septambra ny sampandraharaha misahana ny fandidiana rehefa niato nandritra ny 7 volana, hoy ny fampitam-baovao avy amin’io ivon-toerana ara-pahasalamana io. Tsiahivina, fa nivadika ho toeram-pandraisana sy fitsaboana ireo olona voan’ny covid-19 ny CHU Anosiala, ary izao miverina amin’ny laoniny izao. Entanina hatrany ireo Mpanjifa hanaraka ny torimarika sy ny fandaminana mba hisorohana hatrany ny valanaretina, hoy ny toromarika.

 Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT