Fahasalamana

Mpitsabo Malagasy Mahay ary manana ny maha izy azy


  • Alatsinainy 31 Aogositra 2020

Nijoro vavolombelona niresaka ny zavatra niainany tamin’izy narary mafy nanao

 

 

« Hemorragie digestive active de quantité” tamin’ny talata 18 aogositra 2020 lasa teo ka nientina teny amin’ny Hopitaly Befelatana avy eo nalefan-dry zareo tany amin’ny HJRA Ampefiloha avy eo ity namana mpisehatra eo amin’ny fampitam-baovaon’ny baolina kitra Malagasy iray ity. Heveriko, hoy ity namana ity, fa tsy hoe ny tsy mety foana tsy akory no tokony horesahina eto amin’ny gazety fa ny mba tokony ho taterina koa ny mety. “ Ny fandraisana sy ny fikarakana ary ny fanantaterana ny asan’ireo mpitsambo isan-tsokajiny tao amin’ity hopitaly ity nanomboka tao amin’ “Urgence” , nandalo tao amin’ny “ fameloman’aina ka hatrao amin’ny efitra nasiana avy eo,  no nahatsapako fa tena nanao ny ainy ho ambanin-javatra amin’ny fanatanterahana ny fikararana ireo marary rehetra ny dokotera sy ny mpiara-miasa aminy rehetra sy ireo “ benevole” ao amin’ity hopitaly ity indrindra ny tao amin’ny “Chirurgie Viscérale A” nitanana ahy andro mamomaro ka mendrika ny hankasitrahana sy ho deraina etoana fa manana ny maha-izy azy ny mpitsabo Malagasy ka tokony hatokisan’ny mpiray tanindrazana rehetra.

 

Ntsoavina Evariste

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Fahasalamana

  • AMPASINAMBO
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

IFANADIANA

  • KARAZAM-PANAFODY
  • Alarobia 23 Septambra 2026

MIPARITAKA AMIN’NY FACEBOOK

  • Ifanadiana
  • Talata 22 Septambra 2026

Nanamafy ny fisiana valanaretina ny Minisitera

  • Dimby Tsinjotiana,
  • Talata 15 Septambra 2026

mpitsabo nentim-paharazana nandritry ny 20 taona

  • Ady amin’ny SIDA
  • Alatsinainy 14 Septambra 2026

Nahomby ny SYCAVI

  • Sehatry ny Fitsaboana
  • Zoma 11 Septambra 2026

Kandidà miisa 38 mifaninana

Hijery ny tohiny
FTT