- Zoma 27 Novambra 2015
Edito.Potehana miandalana
Manomboka miteraka resabe etsy sy eroa ankehitriny ny momba ilay fampiatoana ny zotram-piaramanidin’ny Air Madagasikara mankany Azia.
Hamaky ny tohinyManomboka miteraka resabe etsy sy eroa ankehitriny ny momba ilay fampiatoana ny zotram-piaramanidin’ny Air Madagasikara mankany Azia.
Hamaky ny tohinyManambana hampiakatra ny saran-dalana indray ny mpitatitra satria sady mitarazoka ny fahazoana ilay vola fanampiana avy amin’ny fanjakana no mbola niaka-bidy nanomboka omaly ihany koa ny gazoala.
Hamaky ny tohinyOlona 12 indray no maty omaly vokatry ny fipoahan’ny fiarabe iray tany Tonizia, nadaraboky ny F 16 Tiorka ny fiaramanidina mpiady Rosianina.
Hamaky ny tohinyMibaribary izao fa tena manana olana amin’ny resaka fitantanana ny mpitondra eto amintsika ary tonga amin’ilay oha-pitenenana hoe : « varimbarian’ny lavitra ka tsy mahita ny ambany maso ».
Hamaky ny tohinySamy tsy eto an-toerana ireo tompon’andraikitra voalohany sy faharoa eo anivon’ny fahefana mpanatanteraka.
Hamaky ny tohiny“Aleo farany rehefa tsy voalohany”, hoy ny fitenin’ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana.
Hamaky ny tohiny