- Talata 15 Desambra 2015
Edito.Tsory ny marina
Nanaitra ny olona tamin’ny torimasony indray ny resaka volabe 3 tapitrisa euros tratra tao anaty entana manampahefana mbony tany Paris,
Hamaky ny tohinyNanaitra ny olona tamin’ny torimasony indray ny resaka volabe 3 tapitrisa euros tratra tao anaty entana manampahefana mbony tany Paris,
Hamaky ny tohinyNa dia tsy misy fanambarana amin’ny fomba ofisialy avy amin’ny an-daniny sy ny an-kilany aza dia efa vaky ny ady eo amin’i Marc Ravalomanana sy ny fitondrana HVM. Mitombo isan-kerinandro ny antsojay na filam-baniny atao
Hamaky ny tohinyaNangina hatreo ary tsy nisy tohiny intsony izany ilay fampihavanam-pirenena e !efa mba nanaitra kely ihany ny FFKM herinandro las aizay taorian’ny fihaonambeny tany Antsiraana, ary nilaz afa mbola vonona hanohy ny fampihavanana saingy tsy nisy nihaino
Hamaky ny tohinyMety havesatra ihany ny fetin’ny faran’ny taona amin’ity 2015 ity satria sady mafy ny fiainana, tsy azo idirana ny vidin’entana rehetra eny an-tsena.Ankilan’izay dia mafana ary mety hangotraka mihitsy atsy ho atsy ny tontolo politika.
Hamaky ny tohinyRoa miliara dolara mahery ny vola very isan-taona manerantany noho ny resaka kolikoly. Ampy hanatanterahana ny ampahatelon’ny fandaharanasa PND hampandrosoana an’i Madagasikara io vola io.
Hamaky ny tohinyMampanahy ihany ny zava-misy tato ho ato izay ka mahatonga ny fanontaniana mipetraka hoe :
Hamaky ny tohiny