- Alatsinainy 09 Novambra 2015
Edito.LOZA
Tsy mampandre mialoha ny loza, efa tara loatra anefa rehefa mitranga izy. Aleo misoroka toy izay mitsabo, hoy isika Malagasy,
Hamaky ny tohinyTsy mampandre mialoha ny loza, efa tara loatra anefa rehefa mitranga izy. Aleo misoroka toy izay mitsabo, hoy isika Malagasy,
Hamaky ny tohinyMitodika eny amin’ny antenimieram-pirenena indray ny maso sy ny sofin’ny mpanara-baovao anio. Hifanatrika ny governemanta sy ny depiote. Zavatra efa mahazatra sy fanao ihany izy io saingy hafa noho ny hafa ny amin’ity indray mitoraka ity.
Hamaky ny tohinyFanina tanteraka ny olon-tsotra ! Ho foana ihany ve sa tsia ny delestazy ? Toa nanamafy indray mantsy ny tale jeneralin’ny Jirama fa mbola misy ny delestazy na dia misy ambim-bava aza ny angovo vokatra hamatsiana an’Antananarivo sy ny manodidina.
Hamaky ny tohinyAmpy nahadobo-drano faritra maro teto Antananrivo renivohitra ny orana tsy dia hoe matevina nirotsaka tao anatin’ny 3 andro.Efa miaina ao anaty rano sahady ny ampahan’ny mponina eny Ampefiloha, Anosipatrana atsinanana, Andavamamba.Mazava ny resaka :tsy misy ny lalan-drano, tsentsina noho ny fako izay arian’ny olona manodidina ihany ny tatatra, tampina noho ny fanorenana tsy ara-dalàna na ny fanotofana tanimbary ny lalan’ny rano
Hamaky ny tohiny« Mihodinkodina leitsy a, ity tanintsika ity, ka mahaiza fetsifetsy a..sao ialahy dia mikodia ».
Hamaky ny tohinyMiandry ankehitriny ny rehetra hoe : hijoro amin’ny maha raiamandreny azy tokoa ve ka hahay handamina ny toe-draharaha eto amin’ny firenena i Hery Rajaonarimampianina sa hanao be marenina sy hampandry adrisa indray
Hamaky ny tohiny