- Alatsinainy 07 Desambra 2015
Edito.Aoka mba hifanaja kosa e !
Tsy nisy fampandrenesana, tsy nisy fampitam-baovao, izay laharana an-telefaonina antsoina maty tsy misy mandeha.
Hamaky ny tohinyTsy nisy fampandrenesana, tsy nisy fampitam-baovao, izay laharana an-telefaonina antsoina maty tsy misy mandeha.
Hamaky ny tohinyMety santatra fotsiny ny fihaonana teo amin’ny filoham-pirenena sy ny ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra teny Iavoloha omaly fa ny manetsa be mbola ho avy.
Hamaky ny tohinyTsy tonga teny amin’ny antenimieram-pirenena ny CENI omaly satria ny lalàna no mametraka fa tsy azon’izy ireo atao ny mihaona mivantana amina andrim-panjakana ka handray baiko na toromarika avy aminy noho ny maha rafitra mahaleotena azy ireo.
Hamaky ny tohinyMandeha ny resaka ankehitriny fa miala any ny drafitra hanakorontanana ny eto Madagasikara.
Hamaky ny tohinyGoavana ny fivoriana momba ny toetr’andro atao any Frantsa anomboka omaly satria efa tena marary izao tontolo izao noho ny fandotoana sy fanimbana ny tontolo iainana ataon’ny olombelona
Hamaky ny tohinyAndrasana fatratra izay hambaran’ny praiminisitra amin’ny fiverenana an-tanindrazana. Betsaka mantsy izay resaka re momba azy sy ny fahasalamany izay.
Hamaky ny tohiny