- Alarobia 18 Novambra 2015
Edito.Politika diso toerana
Miditra lalina loatra amin’ny raharahan-tokantranon’ireo mpanakanto ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny Asa tanana.
Hamaky ny tohinyMiditra lalina loatra amin’ny raharahan-tokantranon’ireo mpanakanto ny minisiteran’ny Kolontsaina sy ny Asa tanana.
Hamaky ny tohinyNotendrena manokana ireo mpikambana ao amin’ny «Comité d’Experts» hamolavola ny rijan-teny sy rijan-dalàna hananganana ny «Comité pour le Fampihavanana Malagasy».
Hamaky ny tohinyNa dia hisy aza ny fanaovan-tsonia hatao any Bruxelles ato ho ato momba ny fanohizana ny fiaraha-miasa eo amin’i Madagasikara sy ny vondrona eoropeanina dia hita ho sarotsarotra ihany ny raharaha.
Hamaky ny tohinyDia mbola namoaka indray ny fandaharam-potoana ho amin’ny delestazy eto Antananarivo sy ny faritra manodidina azy ny 13,14 ary 15 novambra ho avy izao ny Jirama
Hamaky ny tohinyAsa na hiditra amin’ny 100 andro fahatelo manaraka indray ny fitondram-panjakana na ahoana fa dia efa vita iny aloha ny 100 andro faharoa. Tsy mbola naharay tatitra aho, hoy ny filoham-pirenena omaly.
Hamaky ny tohinyMarina fa tsy mety ny mikopaka sy ny taitaitra loatra kanefa tahaka ny miesona ihany isika Malagasy raha hiandry ny fivoriamben’ny firenena mikambana amin’ny septambra 2016 vao hanokatra indray ny dosie « iles éparses »
Hamaky ny tohiny