- Alakamisy 08 Aogositra 2019
Edito.Ho avy indray i Dadabenoely!
Manakaiky ny fifidianana ben’ny tanàna, ka efa miomankomana indray ry Dadabenoely hampanjaka ny politikan’ny domina tapany handoa erany.
Hamaky ny tohinyManakaiky ny fifidianana ben’ny tanàna, ka efa miomankomana indray ry Dadabenoely hampanjaka ny politikan’ny domina tapany handoa erany.
Hamaky ny tohinyTsy arakarak’ilay ambara fa masinina haingam-pandeha ny fizotran’ny fitantanana ny firenena sy ny famahana olam-bahoaka amin’izao fotoana izao,
Hamaky ny tohinyTsy hisy handany andro hamorona tantara eto ka hamadika ny fotsy ho mainty; fa rehefa mety dia ambara fa mety, rehefa tsy mety dia tsorina fa tsy mety.
Hamaky ny tohinyKolontsainan’ny vola, ny seho ivelany, ny fifanindriana, ny fifaninanana ary miitatra any amin’ny fifanambakàna sy fifamonoana mihitsy aza.
Hamaky ny tohinyMivoy ny politikan’ny fitsitsiana ny fitondram-panjakana Rajoelina, kanefa toa resaka ambony latabatra ihany.
Hamaky ny tohinyTontosa iny ny fanovana governemanta izay toa mampametra-panontaniana ihany. Ireny hita farany teo ireny tokoa ve ilay antsoin’ny filoham-pirenena hoe “une équipe qui gagne” araka ny nambarany ?
Hamaky ny tohiny