- Alarobia 17 Jolay 2019
Edito.Edito Aoka tsy ho variana!
Manomboka miverina tsikelikely amin’ny fiatrehana ny fiainany andavanandro indray ankehitriny ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyManomboka miverina tsikelikely amin’ny fiatrehana ny fiainany andavanandro indray ankehitriny ny Malagasy.
Hamaky ny tohinyMipetraka tsy ho azo kosehina eo amin’i Tantaran’i Madagasikara ny momba ny Barean’i Madagasikara sy ny zava-bitany, ary ny tsio-drivotra nentiny teo amin’ny fiainam-pirenena. Sokajian’ny any ivelany ho firenena mahantra i Madagasikara, anjakan’ny kolikoly, mpitondra tia tena sy mpangoron-karena,…
Hamaky ny tohinyHakotroka ny fitsenana ny Barean’i Madagasikara anio, ka haseho sy hamafisina ho hitan’izao tontolo izao fa tsy manam-paharoa sy mendrika ny mpilalaontsika sy ny firenentsika manontolo.
Hamaky ny tohinyTsy nitsanga-menatra ny ekipam-pirenena Malagasy tao anatin’ny fandraisana anjara voalohany tamin’ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja baolina kitra na ny “CAN 2019”.
Hamaky ny tohiny« Izay mahari-pery no izy. Izay miaritra ihany no tafa. Miaritra no tompondaka.
Hamaky ny tohinyHita taratra kely ihany ny fampidirana loko politika amin’ny fanohanana ny Barean’i Madagasikara mandray anjara sy mahomby amin’ny fiatrehana ny CAN 2019.
Hamaky ny tohiny