- Talata 27 Aogositra 2019
Edito.Mianatra demokrasia!
Efa tamin`ny hetsi-bahoaka notarihan`ny herivelona tamin`ny taona 1991 i Madagasikara no “mianatra demokrasia”.
Hamaky ny tohinyEfa tamin`ny hetsi-bahoaka notarihan`ny herivelona tamin`ny taona 1991 i Madagasikara no “mianatra demokrasia”.
Hamaky ny tohinySesilany tamin’izany fotoana ny tsikera nahazo ny fitondrana teo aloha avy amin’ireo mpiaradia amin’ny fitondrana ankehitriny mikasika ireo tranga tsy ara-dalàna sy noheverina fa tsy mitondra soa ho an’ny vahoaka malagasy nafitsoky ny fitondrana HVM.
Hamaky ny tohinyTsy misy izany krizin’angovo sy hanoanana ary tontolo iainana izany fa ny krizin’ny tsy fahalalana no tena manjaka eto amin’izao tontolo izao, hoy manampahaizana iray.
Hamaky ny tohinyTsy maintsy hafainganina sy hatsaraina ary atao mivaingana ao anatin’ny fotoana fohy ireo tetika sy lamina rehetra napetraka hatrany am-boalohany mba hipaka any amin’ny fiaianam-bahoaka,
Hamaky ny tohinyVita ny fanoloran’ny Praiminisitra lehiben’ny governemanta ny programa ankapoben’ny fanjakana na ny PGE, tamin’ny antenimieram-pirenena sy ny antenimierandoholona.
Hamaky ny tohinyMiroso mankany amin’ny fifidianana ben’ny tanàna isika amin’izao fotoana izao. Ny ben’ny tanàna rahateo no sokajiana ho rafitra ara-panjakana akaiky ny vahoaka indrindra, raha ny lalàna sy ny fitsinjaram-pahefana satria hatreto mbola tsy tafiditra ao anatin’ny vondrom-bahoaka hitsinjaram-pahefana ny fokontany.
Hamaky ny tohiny