- Alatsinainy 29 Jolay 2019
Edito.3000
Laharana faha 3000 ny gazety Tia Tanindrazana tonga eny am-pelatananao amin’ity alatsinainy 29 jolay 2019 ity.
Hamaky ny tohinyLaharana faha 3000 ny gazety Tia Tanindrazana tonga eny am-pelatananao amin’ity alatsinainy 29 jolay 2019 ity.
Hamaky ny tohinyNitsangana iny ny governemanta, ka nomena enim-bolana manaraka indray ireo minisitra izay naverina tamin’ny toerany avokoa hamita ny asa sy programa mifanaraka amin’ny veliranon’ny filoha.
Hamaky ny tohinyNahazo filoham-pirenena vaovao isika tamin’ity taona ity, nahazo solombavambahoaka, nanana governemanta misy minisitra maro ary hitsangana tsy ho ela indray ny governemanta vaovao, hahazo ben’ny tanàna,…
Hamaky ny tohiny6 volana izay no lasa. Amin’ny ankapobeny, raha atao tombana ny zava-misy, dia teo aloha ny tohivakam-pitokanana ireo asa efa natomboky ny teo aloha.
Hamaky ny tohinyAsa aloha ny fahitantsika mpanara-baovao azy fa saika samy nilokaloka ny hitondra rivo-baovao eny anivon’ny antenimieram-pirenena eny daholo fony vao lany ireto solombavambahoaka vaovao ireto.
Hamaky ny tohinyNy fidirana an-tsehatry ny solombavambahoaka vao voafidy izao no anisan’ny raharaha mafana raha ny tontolo politika eto Madagasikara.
Hamaky ny tohiny