• Talata 08 Oktobra 2019
Edito.Tsy misy fahagagana !

Raha ny resaka sy ny fampanantenana, dia tena haingam-pandeha ny fitondram-panjakana tarihin’ny filoha Rajoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 07 Oktobra 2019
Edito.Misy tsy milamina e !

Tsy mbola nisy herintaona niasana kosa ve izy dia mimenomenona sahady ianareo ?

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Oktobra 2019
Edito.Hambom-po diso toerana !

Samy milaza ho tia tanindrazana ny mpanao politika eto Madagasikara. Mambabo ny olona amin’ny fametrahana ho laharampahamehana ny tombontsoa iraisana rehefa propagandy tahaka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 01 Oktobra 2019
Edito.Ny henjana ihany !

Fitenin’ny tanora amin’izao fotoana indray ankehitriny ilay hoe « ny henjana ihany ! » ity rehefa te haneho sarisary mikasika asa na

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Septambra 2019
Edito.Todian’ny natao!

Manao toy ny mpitari-bato vilam-bava, ka hafa ny tondroin’ny molotra, ary hafa ny ataon’ny tànana, hoy ilay fomba fitenintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Septambra 2019
Edito.Tahaka ny akoho ny Malagasy?

Rehefa izy no misioka dia voromanga, fa rehefa ny hafa dia vorondolo ! Io no mamaritra ny fomba ny fihetsika asehon’ny mpitondra ankehitriny. Mora ny nanenjika, namotika, nandrava, nandoro,…

Hamaky ny tohiny
FTT