- Zoma 29 Jona 2018
Dossier.RGPH-3 Afaka efa-bolana ny fanisana vonjimaika
Ny 95%-n`ny fanisana ankapoben`ny mponina sy ny toeram-ponenana (RGPH-3) no vita hatramin`ny omaly.
Hamaky ny tohinyNy 95%-n`ny fanisana ankapoben`ny mponina sy ny toeram-ponenana (RGPH-3) no vita hatramin`ny omaly.
Hamaky ny tohinyMampitondra faisana ny vahoaka Malagasy ny asan-dahalo ary tsy misy faritra na iray aza tsy misy azy.
Hamaky ny tohinyMatetika ny mpitondra aty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana mihevitra mandrakariva fa ny modely ara-toekarena (modèle économique) any amin’ny firenena tandrefana no tsara alaina tahaka.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny fahapotehan’ny toekaren’i Madagasikara. Tsy mbola milamina ny savorovoro politika misy ary hita ho mitohy hatrany ny grevy sy ny tsy fanekenan’ireo sendika maro ireo minisitra sasantsasany napetraka.
Hamaky ny tohinyNy 20 jona no andro iraisam-pirenena ho an`ny Mpitsoa-ponenana, izay mifandray amin'ny fanekena ny Fifanarahana 1951 mifandraika amin'ny sata misy azy ireo.
Hamaky ny tohinyMianoka ao anatin`ny fiadiana ny amboara eran-tany, taranja baolina kitra “Mondial 2018” tanterahana any Rosia izao tontolo izao ka anisan`izany koa ny Malagasy.
Hamaky ny tohiny