• Talata 03 Jolay 2018
Dossier.Fihariana an-dranomasina eto Madagasikara Mitohivakana ny tsy fangaraharana

Taorian’ny savorovoro nisy teo anivon’ny sendikan’ny tantsambo na ny Sygmma dia ry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpiasan’ny SMMC na ny orinasa miandraikitra ny fampakarana sy fampidinana ireo entana tonga sy halefa eny anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina indray omaly no naneho ny fitarainany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2018
Dossier.Vondron’ny orinasa afaka haba AGOA Mbola marefo ny ankamaroany

Orinasa afaka haba miisa 32 no nikatona taorian’ny fanonganam-panjakana tamin’ny 2009. Olona 50 000 no very asa tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 02 Jolay 2018
Dossier.Fikirakirana vola anaty finday Misy ny voka-tsoa ara-toekarena entiny

Efa manomboka miroborobo hatrany ny fikirakirana vola anaty finday (monnaie banking) aty amin’ny firenena afrikanina. Efa hita mizotra mankany amin’izany tsikelikely ihany koa i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
Dossier.Tsenam-baro-panjakana eto Madagasikara Miteraka kolikoly hatrany

Iaraha-mahita ny kolikoly ateraky ny tsenam-baro-panjakana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 30 Jona 2018
Dossier.Vola fanampiana azo etsy sy eroa Olana hatrany ny tsy fahaiza-mitantana

Iaraha-mahalala ny fiankinan-dohan’i Madagasikara amin’ny famatsiam-bola any ivelany. Raha tsy hilaza fotsiny ny momba ny fanampiana hikarakarana ny fifidianana izay mitontaly 12 tapitrisa dolara na 40 miliara ariary eo ho eo ao anatin’ilay tetikasa “basket fund”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 29 Jona 2018
Dossier.PGE teny Tsimbazaza Ny hevitr’ireo depiote

Depiote Randriamahefa Henri Charles Tsara ilay fanolorana ny PGE nataon’ny praiminisitra Ntsay Christian teo, hoy ny depiote Randriamahefa Henri Charles voafidy tany Moramanga, fa tokony hataony izay hahitana vola hanatanterahana ny fifidianana.

Hamaky ny tohiny
FTT