- Alakamisy 12 Jolay 2018
Dossier.Fampiasana Tambajotran-tserasera Mitera-doza raha tsy voafehy
Fahafaham-baraka, fisolokiana, fanaratsiana, fandotoana, midoboka am-ponja amin`ny hadalàna…
Hamaky ny tohinyFahafaham-baraka, fisolokiana, fanaratsiana, fandotoana, midoboka am-ponja amin`ny hadalàna…
Hamaky ny tohinyOmaly talata 10 jolay no nampahafantarina tetsy amin’ny Tsenaben’ny Varotra sy Indostria CCI Antaninarenina ny tomban’ny fiomanan’i Madagasikara hiditra ao anatin’ny varotra elektronika.
Hamaky ny tohinyTamin’ny sabotsy 7 jolay farany teo no nanao atrikasa nasionaly hanavaozana ny didim-pitondran’ny mari-pahaizana LMD ho lasa didim-panjakana ny minisiteran’ny fampianarana ambony sy ny minisiteran’ny asam-panjakana.
Hamaky ny tohinyOmaly zoma 6 jolay no nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Tripolitsa Analakely ny fisian’ny hetsika fampirantiana orinasa madinika sy salantsalany.
Hamaky ny tohinyMatroka ny tarehimarika ara-toekarenan’i Madagasikara ary taraiky hatrany izy amin’ny lafiny maro. Raha eo amin’ny lafiny fotodrafitrasa manokana dia latsa-danja ary tsizarizary ny mba zava-bita.
Hamaky ny tohinyMarary ny tontolon`ny fampianarana. Mpampianatra iray mampianatra amina sekoly marobe. Mitombo isa hatrany ireo fianarana tsy miankina kanefa tsizarizary ny efitranon-tsekoly sy ny kalitaon’ny fampianarana.
Hamaky ny tohiny