- Sabotsy 16 Jona 2018
Dossier.“Alliance vanille” Hery iraisan’ny kaompania ana habakabaky ny Oseana Indiana
Ny “Alliance Vanille” dia niforona tamin’ny fomba ofisialy tamin’ny 21 septambra 2015 izay ivondronan’ny kaompania Air Austral, Air Madagascar, Air Mauritius ary Air Seychelles. Mikendry ny fanatsarana ny fomba fiasa eo amin'ny firenena misy azy avy ary miezaka ny hametraka ireo rafitra matanjaka eo amin'ireo kaompania ireo. Nisy ny fivoriana omaly zoma 15 jona 2018 tany Maorisy notanterahan’ireo mpitantana an’ireo kaompania ireo ho fanamafisana hatrany ny fiaraha-miasa eo anivon’io “Alliance vanille io”.
Hamaky ny tohiny