• Alatsinainy 28 Mey 2018
Dossier.Firoboroboan’ny toekaren’i Cuba Mila maka lesona i Madagasikara

Niteraka fahavoazana ara-toekarena ho an’i Cuba ny ankivy nataon’ny Amerikana tamin’ny 1962. 50 taona no namaizana an’i Cuba ary tany am-boalohany dia tena tsy nisy ny fandrosoana ara-toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 24 Mey 2018
Dossier.Seranan-tsambon’i Toamasina Mandringa ny asa

Raha jerena ety ivelany dia mihodina hatrany ny raharaha famoahana entana eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina, na eo aza ny fitokonan’ireo mpiasan’ny fadintseranana sasany noho ny fisian’ireo inspektera sy ireo mpiasa sasany mbola miasa.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Aprily 2018
Dossier.Fikambanana Vahoaka Ihany “ Mendrika ny fitakian’ ireo depiote ho an’ ny Fanovana ”

Mandray anjara mavitrika amin’ ny tolona izay atao etsy amin’ ny Parvis ny Lapan’ ny Tanàna Analakely ny fikambanana Vahoaka Ihany. Fikambanana izay niforona ny taona 2013 ary misehatra eo amin’ny sosialim-bahoaka,raha ny fanazavana, ka niezaka nanampy ireo mahantra sy voatsindry hazolena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 27 Aprily 2018
Dossier.Loholon`i Madagasikara teo aloha Miantso ny FFKM handamin-dresaka

Mbola mitana ny sain`ny mpanara-baovao hatrany ny zavatra mety hitranga eo amin`ny tontolo politika amin`ity herinandro ity. Misesisesy, araka izany, ny fanambarana taorian'ny zava-nitranga ny sabotsy 21 aprily lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Aprily 2018
Dossier.Tolom-panafahana nifandimby Tsy mahay maka lesona ny antoko HVM

Ny zavatra nitranga teny Analakely ny sabotsy 21 aprily 2018, izay nitarika faharatrana sy fahafatesan` olona, dia mampatsiahy ireo tolom-panafahana nifandimby teto Madagasikara tamin`ny taona 1972, 1991, 2002, 2009.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Aprily 2018
Dossier.Toeram-panofanana momba ny vato sarobidy Misy saram-pianarana mety amin’ny rehetra

Misy ny sehatra sy toeram-panofanana momba ny fikirakirana ny vato sarobidy (IGM) fa vitsy ny Malagasy mianatra noho ny tsy fahafantarana marina ny momba ny saram-pianarana ao. Raha vao miresaka an’io toeram-pianarana io fotsiny dia mihemotra ny ankamaroan’ny Malagasy ary mihevitra foana fa lafo be ny saram-piofanana.

Hamaky ny tohiny
FTT