- Sabotsy 14 Jolay 2018
Dossier.Faritra arovana eto Madagasikara Ho sahanina raim-pianakaviana miisa 15.000
Maro ireo faritra arovana eto Madagasikara no potika tsy fidiny vokatry ny fitrandrahana azy, raha ny fanazavan’ny tale miandraikitra izany eto amintsika, Gérard Rambeloson, tetsy amin’ny Carlton Anosy omaly.
Hamaky ny tohiny