- Zoma 20 Jolay 2018
Dossier.Kolikoly Lasibatra hatrany ny firenena Afrikanina
80 miliara dolara na 265 882 400 000 000 Ariary (1dolara=3323,53Ariary) no vola very isan-taona aty Afrika noho ny kolikoly. Raha manao kaonty ambany ka mandray ny firenena afrikanina miisa 55 dia manary vola 1,4 miliara dolara na 4 652 942 000 000 Ar isan-taona ny firenena iray.
Hamaky ny tohiny