• Alatsinainy 23 Jolay 2018
Dossier.Mpitondra eto Madagasikara Tokony ho modely amin’ny fitsitsiana

Iaraha-mahita ny fahantrana lalina mianjady amin’ny firenena. Manoloana izany anefa dia mibaribary ihany koa ary hitan’ny maro ny filibana fandaniam-bola ataon’ny fitondrana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Dossier.Ny fitanilan’ny fitantanana ara-bola Sakana amin’ny famaliana ny fitakiana sendikaly

Resaka fitanilana sy ny fanaovana ampihimamba ny volam-bahoaka no tena fositra eto, ary tsy voatery hitambezo volabe amina tapitrisa dolara any amin’ny vahiny vao afaka hahavaha ny olana sy ny fitakiana samihafa,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Dossier.Tontolon’ny varotra sy diplomasia Mila hatsaraina hatrany

Nisy ny fiofanan’ny mpiasan’ny minisiteran’ny varotra notanterahina tetsy amin’ny Hotely Le Pavé Antaninarenina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Dossier.Fikambanan’ny mpamboly mitambatra Tsy manaja ny zon’olombelona ny QMM

Omaly zoma 20 jolay no nanao fanambarana tetsy amin’ny Hotely Telozoro Andrefanambohijanahary ny fikambanan’ny mpamboly mitambatra amin’ny kaominina Tolagnaro, Ampasinahampoana ary Mandromondromotsy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 21 Jolay 2018
Dossier.Ady amin’ny famotsiam-bola Lasa sakana ho an’ny SAMIFIN ny lalàna sasany

Ny lalàna lah2004-020 tamin’ny 19 aogositra 2004 izay mifehy ny SAMIFIN hatramin’izao dia manasokajy fotsiny hoe avy amin’iza avy no raisina ny fanambaran’ahiahy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 20 Jolay 2018
Dossier.Minisiteran’ny Indostria Hampandroso ireo koperativa mpamokatra

Omaly alakamisy 19 jolay no nanatanteraka atrikasa ny minisiteran’ny Indostria, ny sehatra tsy miankina ary ireo koperativa mpamokatra.

Hamaky ny tohiny
FTT