• Alakamisy 26 Jolay 2018
Dossier.Fanampiana an’i Madagasikara Efa an-dalana ny famatsiam-bolan’i India

Efa eo an-dalam-pijerena ny momba ny fanampiana nangatahan’ny governemanta Malagasy i India, araka ny tatitra nataon’ny Ambasadaoro Subir Dutta tetsy amin’ny foibeny Tsaralalàna. 80, 7 tapitrisa dolara na 271 099 545 000 Ariary (1dolara=3359,35Ar) izy io, hanampiana amin’ny sehatra fambolena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Dossier.Ministeran’ny Indostria Maro ny asa vita tao anatin’ny iray volana Taorian’ny nahavitan’ny fifamindram-pahefana ny 14 jona 2018 dia niroso avy hatrany amin’ny asa sy fandaminana anatiny ny ministeran’ny indostria sy ny fampiroboroboana ny

Taorian’ny nahavitan’ny fifamindram-pahefana ny 14 jona 2018 dia niroso avy hatrany amin’ny asa sy fandaminana anatiny ny ministeran’ny indostria sy ny fampiroboroboana ny sehatra tsy miankina ny minisitra Guy Rivo Randrianarisoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jolay 2018
Dossier.Fidangan’ny vidina lavanila Tokony ho tohana lehibe ho an’ny vola Malagasy

Nanomboka ny taona 2016 dia niakatra be mihitsy ny vidin’ny lavanila satria avo folo heny na 15 mihitsy aza.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jolay 2018
Dossier.Sehatra fambolena eto Madagasikara Mila mivoatra ny tantsaha

Omaly talata 24 jolay no nampahafantarina tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina ny fisian’ny foara be andiany faharoa ho an’ny fambolena (FIA) ny 14 hatramin’ny 17 septambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2018
Dossier.Tontolon’ny asa Manoro hevitra ny tanora ny CNaPS

Anisan’ireo tranoheva nandritra ny “salon de l’emploi et des formations” natao ny faran’ny herinandro teo ny an’ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Dossier.Orinasam-panjakana Harahi-maso akaiky

Nisy ny volavolana didim-panjakana nentina teo anivon’ny fikankevitry ny governemanta tamin’ny farany teo.

Hamaky ny tohiny
FTT