- Alarobia 01 Aogositra 2018
Dossier.Fivalanan-drano miparitaka etsy sy eroa Azo havadika ho herinaratra hanazavana ny tanàna
Raha mbola olana goavana eto amintsika ny fiparitahan’ny fivalanan-drano eny rehetra eny amin’izao dia nahita vahaolana mifandraika amin’izany ireo mpianatry ny sekoly ambony ISPM eny Antsobolo, ao amin’ny taona faharoa.
Hamaky ny tohiny