- Alatsinainy 06 Aogositra 2018
Dossier.Fanjifana solika Ny orinasa tsy miankina no tena maka betsaka
Tsy mihena hatreto ny fanjifan’ny orinasa tsy miankina ny solika na dia teo aza ny fiakaran’ny vidin-tsolika matetika tato ho ato.
Hamaky ny tohinyTsy mihena hatreto ny fanjifan’ny orinasa tsy miankina ny solika na dia teo aza ny fiakaran’ny vidin-tsolika matetika tato ho ato.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny torolalana mila atao napetraky ny tetikasan’ny firenena mikambana ho amin’ny fampandrosoana (PNUD) ao anatin’ny tatitra nasionalin’ny fampandrosoana ny maha olona (RNDH 2018) ny fanitsiana ny haba alaina amin'ny tataom-bidy (TVA).
Hamaky ny tohinyTena mafy loatra ny fahoriana mianjady amin’ny vahoaka Malagasy, hoy ny tambajotra miady amin’ny fiakaran’ny vidim-piainana (MCI) sy ny fikambanana RNDC mpiaro ny zon’ny mpanjifa ny sabotsy teo teny Soarano.
Hamaky ny tohinyMiroso avy hatrany amin’ny fijerena ifotony ireo toerana heverina fa afaka mamokatra fary eto Madagasikara ny Tale jeneraly vaovan’ny Centre Malgache de la Canne et du Sucre (CMCS), Rakotomalala Miharisoa, izay rantsana eo anivon’ny minisiteran’ny Indostria.
Hamaky ny tohinyMarobe ny dinika sy ny atrikasa efa vita teto Madagasikara nefa mbola miaina anaty fahantrana lalina hatrany ny Malagasy.
Hamaky ny tohinySamy manovokovoka amin`izay ireo kandidà ho filoham-pirenena amin`ny fifidianana manaraka. Hisokatra amin`izany ny fotoana hanaovana kabary feno fampanantena satria ho henjana ny fifaninanana.
Hamaky ny tohiny