- Zoma 10 Aogositra 2018
Dossier.Vehivavy mpandraharaha Malagasy Mbola vitsy no misehatra amin’ny angovo
Omaly alakamisy 09 aogositra no natao tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ny atrikasa fampiofanana voalohany ho fanamafisana ny fahaiza-manaon’ny fikambanan’ny vehivavy mpandraharaha eto Madagasikara (GFEM) eo amin’ny sehatry ny angovo.
Hamaky ny tohiny