• Sabotsy 18 Aogositra 2018
Dossier.Fihaonambe ara-toekarena iraisam-pirenena Samy niaiky ny rehetra fa tena mahantra i Madagasikara

Nanomboka omaly zoma 17 aogositra tetsy amin’ny Hotely CCI Ivato ny fihaonambe ara-toekarena iraisam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Aogositra 2018
Dossier.Tahirim-bolam-panjakana Nahazo ivontoerana vaovao ao Morondava

Miavaka ary manana ny maha izy azy manokana ny andraikitra iantsorohan`ny Tahirim-bolam-panjakana eto amin`ny firenena dia ny fitantanana sy ny fiarovana ny volam-bahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Dossier.Tari-dalana “iGuide” Hisintonana ny mpampiasa vola

Omaly alakamisy 16 aogositra no naseho tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Hotely Carlton Anosy ilay tari-dalana ho an’ny mpandraharaha “iGuide”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 17 Aogositra 2018
Dossier.Fitadiavana asa eto Madagasikara Sakana ny tsy fahaizana mifehy ny teny vahiny

Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy omaly alakamisy ilay hetsika mandritra ny roa andro “3 in one Event” izay karakarain’ny AS’Sidus.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aogositra 2018
Dossier.Banky foiben’i Madagasikara Manao pi-maso amin’ny mpamatsy vola

Nisy ny fanapahan-kevitra noraisina tamin’ny “conseil de ministre” farany teo ka nivoizana ny resaka “recapitalisation” an’ny banky foiben’i Madagasikara. Rehefa miresaka banky foibe anefa dia ny fanjakana avy hatrany no ao an-tsaina ka raha izany no misy dia ny maha-fanjakana mihitsy no mampametram-panontaniana hoe mbola afaka atao ve ny mifampiraharaha aminy (crédibilité).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aogositra 2018
Dossier.Indostria manodim-bokatra Mbola maro ireo sakana eto Madagasikara

Raha te hiroso tanteraka amin’ny fampiroboroboana ny Indostria Madagasikara dia tsy maintsy manana vahaolona maharitra ny amin’ny sehatra angovo.

Hamaky ny tohiny
FTT