- Alarobia 22 Aogositra 2018
Dossier.Fiaraha-miasa amin’ny mpamatsy vola Marc Gérard no solontena vaovaon’ny FMI
Omaly talata 21 aogositra no nanatanteraka fitsidihana an-dRamatoa minisitry ny fitantanam-bola sy ny tetibola, Vonintsalama Sehenosoa Andriambololona tetsy amin’ny biraony tetsy Antaninarenina ny solontena vaovaon’ny tahirim-bola Iraisam-pirenena, Atoa Marc Gérard.
Hamaky ny tohiny