- Alatsinainy 27 Aogositra 2018
Dossier.Sehatra fizahantany Hampanankarena haingana an’i Madagasikara
Efa nampanankarena firenena maro ny toekarena mifototra amin’ny fizahantany.
Hamaky ny tohinyEfa nampanankarena firenena maro ny toekarena mifototra amin’ny fizahantany.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fahapotehana nohon’ny fanonganam-panjakana nisy tamin’ny taona 2009 dia efa manomboka miverina tsikelikely ireo orinasa mamokatra lamba (textile) eto Madagsikara.
Hamaky ny tohinyNanao ny fianianany omaly zoma 24 aogositra ireo administrateurs des services financiers (ASF) andiany faha-2 miisa 23 navoakan’ny sekolim-panjakana misahana ny fitantanana eto Madagasikara (ENAM).
Hamaky ny tohiny510.357 ha no ala efa ripaka eto Madagasikara, araka ny tatitry ny Alliance Voary Gasy (AVG).
Hamaky ny tohinyVolena fifaninanana mba hisian`ny kalitaon`ny vokatra Sarobidy loatra ny tanora ary tokony omena sehatra ahafahany mivoatra(Asa), ary manamafy ny fahaizany sy ny traikefa.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny tahirimbola iraisam-pirenena dia tonga nampahafantatra ny taratasy fanirahana (lettre de créance) azy ihany koa ny solontena vaovaon’ny famatsiam-bolan’ny
Hamaky ny tohiny