- Sabotsy 01 Septambra 2018
Dossier.Ratsietison Jean Jacques Tsy ny Malagasy no tompon’ny vola eto
Tsy nitsahatra nihena ny sandam-bolan’ny Malagasy nanomboka ny taona 1985 ary nahatratra hatramin’ny 6000% hatramin’izao.
Hamaky ny tohinyTsy nitsahatra nihena ny sandam-bolan’ny Malagasy nanomboka ny taona 1985 ary nahatratra hatramin’ny 6000% hatramin’izao.
Hamaky ny tohinyNisy omaly ny fifanaovan-tsonia fiaraha-miasa sy ny famaranana ny atrikasa nataon’ny minisiteran’ny fampianarana teknika sy ny fanofanana arak’asa ary ny fikambanana CS2PCTHR.
Hamaky ny tohinyOmaly alakamisy 30 aogositra no navoaka ny tatitra miompana amin’ny harena ankibon’ny tany fanaon’ny ITIE (Initiative pour la Transparence dans les Industries Extractives) isan-taona.
Hamaky ny tohinyNihaona tamin’ny praiminisitra lehiben’ny governemanta Ntsay Christian, omaly maraina,
Hamaky ny tohinyHotanterahina ny zoma 31 aogositra ka hatramin’ny sabotsy 1 septambra ho avy izao etsy amin’ny Carlton Anosy ilay hetsika “RSE et initiative pour le développement durable”
Hamaky ny tohinyMba ho fahombiazan’ny tetikasa FEC (Facilité Elargie de Crédit) dia anjaran’ny fanjakana Malagasy no manao ny ezaka amin’ny fametrahana ny fanjakana tsara tantana sy ny ady amin’ny kolikoly.
Hamaky ny tohiny