- Talata 20 Novambra 2018
Dossier.Indostria eto Madagasikara Marefo ny mpanambola mandraharaha
Mbola miandry ny fifidianana ho tanteraka soamantsara angamba ny mpanodim-bola sy ny mpandraharaha fa tena maivana ny fampiasam-bola amin’izao fotoana, araka ny tatitry ny filohan’ny Sendikan’ny Indostria eto Madagasikara, Fredy Rajaonera.
Hamaky ny tohiny