- Zoma 23 Novambra 2018
Dossier.Fananana tarehimarika mitombona sy vaovao Manampy ny fanjakana amin’ny fanapahan-kevitra raisina
Andro iraisam-pirenena ho an’ny statistika omaly 22 novambra ary nankalaza izany i Madagasikara tetsy amin’ny Solimotel Anosy. Ezahina ampahafantarana ny vahoaka ny zava-misy indrindra ireo tarehimarika marobe vaovao sy efa vita fanadihadiana ao amin’ny ivontoeram-pirenena momba ny Antontanisa (Instat).
Hamaky ny tohiny