• Talata 13 Novambra 2018
Dossier.Fitobahan’ny entana avy any ivelany Mamono ny orinasa Malagasy

Betsaka ny orinasa avy any ivelany amin’izao fotoana no miezaka mitrandraka ny tsena aty amin’ny tany an-dalam-pandrosoana hanondranana ny entan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Dossier.Haren’i Madagasikara Mendrika hahafantatra izany ny rehetra

Omaly alatsinainy 12 novambra no nandraisan’ny Groupe Axian sy ny Fondation H tetsy amin’ny foiben-toerany Andraharo ireo tanora maherin’ny 80 avy amin’ny toerana tsizarizary.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Dossier.Sehatra fandraharahana Miahotra amin’ny fampiasam-bola maharitra ny maro

Tarafina amin’ny totalim-bola ampindramin’ny banky ny sehatra fandraharahana eto Madagasikara. Araka izany dia salama ny toekarena raha mizotra miakatra ny vola ampindramin’ny banky (crédit bancaire).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 12 Novambra 2018
Dossier.Fananan-tany eto Madagasikara Mbola ambany ny hetra ampidiriny

Miditra tanteraka amin’ny fanatontoloana amin’izao fotoana izao ny firenena afrikanina. Io sehatra io nefa no vao mainka mampahantra hatrany indrindra ireo firenena marefo ara-toekarena tahaka an’i Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Dossier.Fitantanana ny tanàn-dehibe Hohatsaraina arakaraka ny hetahetan`ny mponina

Efa mihamaro ny mponina eto Iarivo ankehitriny, hany tsy maharaka intsony ny fahamaroan`ny mponina ny fotodrafitrasa hahafahana mandray azy ireo eto amintsika raha ny tatitra nentin`ny minisiteran`ny fanajariana ny tany sy ny fananan-tany omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Dossier.Ady ara-barotr’i Amerika sy Sina Tokony handraisana lesona

Lasa 20% sisa ny tahan’ny fanondranan’entan’ny firenena Sinoa mankany Amerika noho ny fampakarana ny hetran’ny fadin-tseranana.

Hamaky ny tohiny
FTT