• Zoma 30 Novambra 2018
Dossier.Fiampitana amin’ny angovo azo havaozina Tsy maintsy miroso i Madagasikara

Natao tao amin’ny minisiteran’ny Angovo tetsy Ampandrianomby ny tomban’ezaky ny sehatra angovo tamin’ny taona 2016-2017 omaly alakamisy 29 novambra. Noresahina tao ny tontolon’ny famokarana herinaratra nijerena ny antsipiriany amin’ny fiaviany sy ny fampiasana ireo angovo amin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 29 Novambra 2018
Dossier.Fanaovana foara etsy sy eroa Tokony ho tosika ho an’ny toekarena

Mila mihazakazaka mafy amin’ny fandraharahana ny sehatra tsy miankina eto Madagasikara raha te hahita vokatra mahatsara ny toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 28 Novambra 2018
Dossier.Minisitry ny vola sy ny tetibola “Tia tena loatra ireo depiote”

Fitiavan-tena be no nanjaka teny Tsimbazaza ary tsy navela naneho hevitra sy niteny aho, hoy ny fanambaran’ny minisitry ny vola sy tetibola Vonintsalama Sehenosoa Andriambololona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Dossier.Hifehezana ny toekaren’i Madagasikara Ampiadiana mba hifamotika ny Malagasy

Nohenjehina fatratra i Marc Ravalomanana fa nanao ampihimamba tamin’ny asa fandraharahana nataony.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 27 Novambra 2018
Dossier.Tahan’ny fitomboana ara-toekarena 5,2% ny tanjona ho an’i Madagasikara amin’ny 2019

5,1% ny tahan’ny fitomboana ara-toekarena napetraka fa hotratrarina tao anatin’ny volavolan-dalànan’ny tetibolam-panjakana 2018 (LFI).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 26 Novambra 2018
Dossier.Tetibolam-panjakana 2019 Ho ampy ve ny fe-potoana handinihana azy ?

Lany teo anivon`ny Antenimieram-pirenena ny 20 novambra lasa teo nandritra ny fivoriana azon`ny besinimaro natrehina ny fandaharam-potoana fahatelo iasan`ny depiote hatramin`ny 5 desambra ho avy izao.

Hamaky ny tohiny
FTT