• Alarobia 31 Oktobra 2018
Dossier.Ady ara-barotr’i Amerika sy Sina Tokony handraisana lesona

Lasa 20% sisa ny tahan’ny fanondranan’entan’ny firenena Sinoa mankany Amerika noho ny fampakarana ny hetran’ny fadin-tseranana. Raha tsiahivina, nakarin’izy ireo tsikelikely izany satria niainga 10%, avy eo 25% ary amin’izao fotoana dia mieritreritra hampakatra 50% mihitsy ny amerikanina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Oktobra 2018
Dossier.Tompona orinasa eto Madagasikara Sahirana mitady olona manana traikefa

Notanterahina tetsy amin’ny hotely Le Pave omaly alatsinainy 29 Oktobra ny hetsika fampirantiana ahafahana mampifandray ny asa sy ny fianarana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Dossier.Tetibolam-panjakana 2019 Hodinihana amin`ity herinandro ity

Ao anatin`ny fivoriana ara-potoana faharoa ataon`ireo parlemantera isika amin`izao fotoana. Raha ny fantatra dia anisan`ny mibahana ao anatin`ny fandaharam-potoana amin`ny ankapobeny amin`ity herinandro ity ny fandinihana ny tetibolam-panjakana hampiasaina amin`ny taona ho avy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Oktobra 2018
Dossier.Fiovaovan’ny toetr’andro sy ny fahasalamana Mila misotro rano betsaka ny tsirairay

Mihamahazo vahana eto amintsika hatrany ny fiovaovan’ny toetr’andro efa am-bolana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Dossier.Tolotra « Pack Immo » Manome fihenam-bidy 50% ny Vidy Varotra

Zanak’omby tsy ampianarin-domano tokoa raha ny mpiara-miasa mpiray donak’afo amin’ny gazety Vidy Varotra ireo mpisehatra ny tolotra sy tinady eo amin’ny tontolon’ny trano sy tany amidy na haofa ary koa mitady mpitantana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 27 Oktobra 2018
Dossier.Fidiran’ny tanora amin’ny sehatry ny asa Tena sarotra eto Madagasikara

Nampahafantarina tetsy amin’ny Live Hotel Andavamamba omaly zoma 26 oktobra ny fisian’ny hetsika arak’asa “Forum des métiers” andiany faha-9 hiarahan’ny SOS Villages d’enfants sy ireo mpiara-miombon’antoka maro tahaka ny DHL sy ny Allianz ary ny Banky BNI Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
FTT