• Sabotsy 05 Janoary 2019
Dossier.Banky mitsangana etsy sy eroa Midika ho fampandrosoana tokoa ve ?

Tato ato dia tsikaritra hatrany ny fitsanganan’ny banky, indrindra ireo lehibe (primaire), manerana ny faritra Analamanga eny fa erak’i Madagasikara mihitsy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2019
Dossier.Fampindramam-bola madinika Efa manomboka mampijaly mpanjifa

Nanomboka ny taona 2008 no niroborobo fatratra ny sehatra fampindramam-bola madinika (microfinance) teto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2019
Dossier.Fahantran’i Madagasikara Hiha lalim-paka hatrany raha ….

Voasokajy ho anisan’ny firenena faha-5 mahantra indrindra eran-tany i Madagasikara. Ny 80%-n’ny mponina dia miaina amin’ny vola latsaky ny 1,9 dolara na 6 970 Ariary eo isan’andro (1dolara=3485Ar).

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 04 Janoary 2019
Dossier.Ady amin’ny fanday mpanimba voly Haroso ny voly miandry orana

Mirongatra tanteraka ny fidiran’ny fanday biby kely mpanimba voly « chenille légionnaire » amin’izao fotoam-pahavaratra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 31 Desambra 2018
Dossier.Taona 2018 Matroka ny toekaren’i Madagasikara

Nanjombona sy niiba hatrany ny sehatra ara-toekaren’i Madagasikara ny taona 2018. Nanjaka ny fifaninanana tsy ara-drariny mampitaraina ny mpandraharaha tsy miankina izay mbola iainany hatramin’izao faran’ny taona izao noho ny fibosasahan’ny entana miditra avy any ivelany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 27 Desambra 2018
Dossier.Fanatsarana ny tontolon’ny fandraharahana Ilàna ezaka maro eto Madagasikara

Mampiroborobo ny toekarena ny fahasalaman’ny tontolon’ny fandraharahana anatin’ny firenena iray.

Hamaky ny tohiny
FTT