• Alakamisy 27 Desambra 2018
Dossier.Fitiavan-tanindrazana ara-toekarena Mila ananan’ny mpandraharaha sy mpamokatra Malagasy

Tena ilaina ny fampirisihina ny mpandraharaha sy mpamokatra, ny mpiasa sy ny mpikaroka Malagasy hanana ny fitiavan-tanindrazana ara-toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 26 Desambra 2018
Dossier.Lalàna momba ny harena azo tamin`ny tsy ara-drariny Malaina handany ary ireo depiote ?

Na dia efa nampanantsoina fivoriana tsy ara-potoana aza ireo solombavambahoaka dia tsy mbola lany indray ireo volavolan-dalàna momba ny harena azo amin`ny tsy ara-drariny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 20 Desambra 2018
Dossier.Fanitarana ny fifanakalozana ara-barotr’i Madagasikara 87 332 000 dolara avy amin’ny BAD

Nisy ny fanaovan-tsonia fifanaraham-piaraha-miasa ny amin’ny tetikasa fanamorana ny lalam-barotra sy ny fandraharahana ataon’i Madagasikara amin’ny Tsena iombonan’ireo faritra atsimo sy atsinanan’i Afrika (COMESA) sy ny firenena ao amin’ny Oseana Indiana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Dossier.Fampiroboroboana ny asa tanana Malagasy Miteraka asa avy hatrany

Notoloran’ny minisiteran’ny kolontsaina sy ny fampiroboroboana ny asa tanana ary ny fiarovana ny vakoka mari-pahavitana fiofanana tetsy amin’ny tranombokim-pirenena ireo mpiofana mpanao asa tanana miisa 151 avy etsy amin’ny Ivontoeram-pirenen’ny Asa tanana Malagasy (CENAM).

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Dossier.Famaranana ny taona Ho avo telo heny ny fahafahana mampiasa aterineto

Raha toa ka avo roa heny ny fahafahana mampiasa aterineto natolotry ny orinasa Telma ny mpanjifa azy nanomboka ny jona 2018 teo dia hiakatra avo 3 heny indray izany amin’izao fiafaran’ny taona 2018 izao miaraka amin’ny tolotra 4G by telma sy ny Mvola,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2018
Dossier.Afera eny amin’ny sisiny Tsy misy akony amin’ny toekarena

Sahirana ny Malagasy ary mirongatra ny fanaovana bizina eny amin’ny sisiny rehetra eny. Maro tokoa aloha ny tokantrano velomin’ireny afera maro atao etsy sy eroa ireny saingy ny olana dia tsy miantraika mivantana amin’ny toekarenan’ny firenena izany.

Hamaky ny tohiny
FTT